RY MALALA (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MR SAYDA - RY MALALA(Prd by ATON'ICH MIUZIK)
Hono oa! ry malalako
efa fantatro hoe ianao no anjarako
ka androany omeko ny anarako ianao iny e
Mailamailaka fa ho tantanako
'lay tsy ho ela dia maman'ny zanako
paradisa izay hifaranako ianao iny e
Toa manonofy
Toa voarotsirotsy
Dia ohatrany tsy andry 'lay hitositosy
any aminao e
sa any aminay e
Dia injay fa naneno
ilay feon-dakilosy
satria tsika roa efa vonona hiroso
makany amin'ilay e
toerana milay e
___________________
ORY MALALAKO O!
ORY MALALAKO O!
Ohatrany midobodoboka ny foko
Ohatrany midobodoboka ny foko
MANKAIZA NY LALAKO O
MANKAIZA NY LALAKO O
Izay alehanao dia alehako
Fa ianao vady reharehako
ORY MALALAKO O!
ORY MALALAKO O!
Ohatrany midobodoboka ny foko
Ohatrany midobodoboka ny foko
MBA RAISO NY TANAKO O!
MBA RAISO NY TANAKO O!
Izay alehanao dia alehako
Fa ianao vady reharehako
____________________
O matoky ny tenako
hoe izay alehanao dia alehako
ka ny fahazazako dia ho apetrako eto @izay
Ianao efa fantatr'i dadanay
sady reven'i mamanay
Ka tsy misy ny mampanahy fa
ho vady mandrakizay
Manonofy toa voarotsirotsy
toa hitako sahady ilay bodofotsy
hiaraha matory e
hiaraha mifoha o
Dia mibadabada toa feom-boloky
kaodikaody tsy mahatokitoky
sao lahy e
ianao io dia tsy ho avy e
___________________
ORY MALALAKO O!
ORY MALALAKO O!
Ohatrany midobodoboka ny foko
Ohatrany midobodoboka ny foko
MANKAIZA NY LALAKO O
MANKAIZA NY LALAKO O
Izay alehanao dia alehako
Fa ianao vady reharehako
ORY MALALAKO O!
ORY MALALAKO O!
Ohatrany midobodoboka ny foko
Ohatrany midobodoboka ny foko
MBA RAISO NY TANAKO O!
MBA RAISO NY TANAKO O!
Izay alehanao dia alehako
Fa ianao vady reharehako
___________________
ORY MALALAKO O!
ORY MALALAKO O!
Ohatrany midobodoboka ny foko
Ohatrany midobodoboka ny foko
MANKAIZA NY LALAKO O
MANKAIZA NY LALAKO O
Izay alehanao dia alehako
Fa ianao vady reharehako
ORY MALALAKO O!
ORY MALALAKO O!
Ohatrany midobodoboka ny foko
Ohatrany midobodoboka ny foko
........
ArtSafidy(safidyenglish)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)Vangy : 1302
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 23/11/2022 08:36