Ilay tiako indrindra (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana no hiantsoko anao tsy noterena e
Io tsy nasiko fetra tsy mba nofefena e
Manana anao zah dia manan-karena e
Mmmm

Hatram'ny mbola kely aho de efa nanantena
Hoe indray andro any mbola hifanena e
Amin'ilay fitiavanao izay volamena e
Eh yeah

Fa tsisy lafatra ohatran'ny oe mifankatia
Raha Hiankavanana tarito miankavia
F'ianao ny anjely sisuoy mpiambina izay lalako e
Ka antsoiko hoe malalako e

Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
Tsy hoe resaka maintso, na resaka mena
Fa mandeha ho azy daholo daholo
N'inon'inona couleur a

Fiv:
Ka fitiavana no hiantsoko anao
Ilay tiako indrindra
Tompon-daka tao am-poko ianao
Ilay mahay mandrindra
Ny fidobokin'ny foko e
Tsy akamadika ny loko e
Tsy mba natahorana hoe hiofo e
Izay ilay tsy afoizako anao

Fitiavana toy ny orana izay mandalo
Mety ho erikerika tondra-drano
Mety ho tso-drano izy ka hampifaly
Na koa loza voajanahary

Fa io fitiavana io koa mety makarary
Mampikorontana ka tsisy raha manjary
Firy isan-jato no efa kobo fa mijaly
Aretim-pitiavana

Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
Fa raha zblnqezi iemhppgt vitan'ny vola io efa nifanerena
Tsy hoe resaka maintso, na resaka mena
Fa mandeha ho azy daholo daholo
N'inon'inona couleur a

Fiv:
Ka fitiavana no hiantsoko anao
Ilay tiako indrindra
Tompon-daka tao am-poko ianao
Ilay mahay mandrindra
Ny fidobokin'ny foko e
Tsy tononkira.serasera.org akamadika ny loko e
Tsy mba natahorana hoe hiofo e
Izay ilay tsy afoizako anao

Fitiavana no hetsoko anao tsy noterena e
Io tsy nasiko fetra tsy mba nofefena e
Manana anao zah dia manan-karena e
Mmmm

Hatram'ny mbola kely aho de efa nanantena
Hoe indray androany mbola hifanena e
Amin'ilay fitiavanao izay volamena e
Eh yeah

Fa tsisy lafatra ohatran'ny oe mifankatia
Raha miankavanana tarito miankavia
F'ianao ny anjely mpiambina ny lalako e
Ka antsoiko hoe malalako e

Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
Tsy resaka maintso, na resaka mena
Fa mandeha ho azy daholo
N'inon'inona couleur a

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mr Sayda (Misié Sayda)
Visites : 10102
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 02/01/2020 08:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344