Fitiavanay sy Kiala (feat Pôpôta (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(manimanina anao neny e)

Fa tsy haiko tsony hoe mbola manofy aho
tena tompony sa mbola mpanofa aho
fa nitapy vo nitsapa an'ilay nofo aho
zaza kely ninana mofo aho

omeo nono fa aza avela farofy aho
mbola zaza oa ny saiko fa arovy aho
omeo nono fa aza avela farofy aho
mbola zaza oa ny saiko fa arovy aho
Dadany la vie
Dadan'lay zanakao no mba tiako ho atao
Dadany la vie
Nefa zah mbola tsy matotra mitsy ho'izy ianao
(X2)

Fa tiako ianao, tiako ianao
Na sérieux na hoe kilalao
Io na izay tiako na izay tianao
Zakako foana izay entinao
(x2)
fa zah mila anao , anilanao
mba miaraka milalao
ho malalanao, malalanao
fa aza miala eo ianao
(x2)
(alefaso sayda)

Raha oahatra ianao hoe mahatsiaro
Tongava fa tsika hifangaro
Raha manina ny taloha rehefa te atory e
(lady gyal please call me)

Ny kianjan'ny tanora halalao eee
Fa oavy amzay tsika hilalao eee
Ny kianjan'ny tanora halalao eee
Fa oavy amzay tsika hilalao eee
(X2)
ataon-tsika ze mety oa ma baby girl
volagno a izay tia anao
ataon-tsika ze mety baby girl
volagno a izay tia anao

tiako ianao, tiako ianao
Na sérieux na hoe kilalao
Io na izay tiako na izay tianao
Zakako foana izay ho entinao
(X2)
fa zah mila anao , anilanao
mba miaraka milalao
ho malalanao, malalanao
fa aza miala eo ianao
(X2)

a misié anao aza ela
depassen'zalah eo ianao e
souvenir mbola misy tavela
ka tandremo sao tsy alany eo ianao e

anao ndraiky tsy avelako
lalaovy ny lelako
molotrao ry ampelako,
toa matsiro oh ouh!
(x2)
ianao toa variana manofy
mitapy mitsapa 'lay nofy
sady tompony enao no mpanofa e
a misié, a misé(x2)

tiako ianao, tiako ianao
Na sérieux na hoe kilalao
Io na izay tiako na izay tianao
Zakako foana izay ho entinao

fa zah mila anao , anilanao
mba miaraka milalao
ho malalanao, malalanao
fa aza miala eo ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 5076
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Lovaniainaricky
Daty : 25/01/2017 09:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726