You are here: home > Tononkira > Miticiah

Fitiavana vaovao (Miticiah)

Izaho mbola tia anao hatramizay
Tsy hadinoko foana izay nifanaovana
Ny fifankatiavan-tsika
Haharitra mandrakizay
N'inona n'inona hanjo
Ho zakain'ny fo
   Ref:fa fitiavana vaovao,fitiavana vaovao
          No atolotononkira.serasera.orgtro ho anao
         Tena tiko no sady mamiko
          Fa fitiavana ,fitiavana vaovao
Omaly tsy miova izany fikasako
Hiara dalana aminao mandrakizay
Tsy ho anio ihany ,fa ho lamban'akoho
N'a misedra ady aza ny fo,mifampiankin-Doha
      Ref:

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Miticiah
Mpamaky : 2128
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miticiah
Tamin'ny : 10/06/2015 11:46:26
ID : 7509

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo