VAOVAO (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(in-2)
Mamafy tsara mamoa
Manisy ratsy tsy soa
Manambitamby mamela
Ireo mpandrafy hatry ny ela
Fiv. (in-2)
Fahiny isika tsy izany
Ankehitriny efa rgmb any
(in-3 @ farany)
Satria nateraka indray
Tonga zanaky ny tononkira.serasera.org Ray
(in-2)
Manangana ny efa rava
Miasa tsara tsy vava
Mamitrana fihavanana
Mamboatra làlana hitana
Fiv.
(in-2)
Fohazina izay matory
Tsy knpzno hivatravatra tsy akory
Fa efa kwfp androny izao
Mila pare ’zaho sy ianao
Fiv.
Mamafy tsara mamoa
Manisy ratsy tsy soa
Manambitamby mamela
Ireo mpandrafy hatry ny ela
Fiv. (in-2)
Fahiny isika tsy izany
Ankehitriny efa rgmb any
(in-3 @ farany)
Satria nateraka indray
Tonga zanaky ny tononkira.serasera.org Ray
(in-2)
Manangana ny efa rava
Miasa tsara tsy vava
Mamitrana fihavanana
Mamboatra làlana hitana
Fiv.
(in-2)
Fohazina izay matory
Tsy knpzno hivatravatra tsy akory
Fa efa kwfp androny izao
Mila pare ’zaho sy ianao
Fiv.
--------
Rohy:
