VAOVAO (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(in-2)
Mamafy tsara mamoa
Manisy ratsy tsy soa
Manambitamby mamela
Ireo mpandrafy aygvrh hatry ny ela
Fiv. (in-2)
Fahiny isika tsy izany
Ankehitriny efa any
(in-3 @ farany)
Satria nateraka indray
Tonga zanaky ny Ray
(in-2)
Manangana awtdru ny efa rava
Miasa tsara tsy vava
Mamitrana vgdnaaww fihavanana
Mamboatra làlana hitana
Fiv.
(in-2)
Fohazina izay matory
Tsy hivatravatra tsy akory
Fa efa androny izao
Mila pare ’zaho sy tononkira.serasera.org ianao
Fiv.
Mamafy tsara mamoa
Manisy ratsy tsy soa
Manambitamby mamela
Ireo mpandrafy aygvrh hatry ny ela
Fiv. (in-2)
Fahiny isika tsy izany
Ankehitriny efa any
(in-3 @ farany)
Satria nateraka indray
Tonga zanaky ny Ray
(in-2)
Manangana awtdru ny efa rava
Miasa tsara tsy vava
Mamitrana vgdnaaww fihavanana
Mamboatra làlana hitana
Fiv.
(in-2)
Fohazina izay matory
Tsy hivatravatra tsy akory
Fa efa androny izao
Mila pare ’zaho sy tononkira.serasera.org ianao
Fiv.
--------
Link:
