Izahay ankizy (Mdjette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay ankizy faly izay tsy izy
Tafahaona indray qevcgy hiaraka ialyxsdc am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira tononkira.serasera.org izahay f’izay no mba tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro toy izao nkbrvex
Tafahaona indray qevcgy hiaraka ialyxsdc am’izay
Hiara-hilalao fa fialam-boly izao
Hihira tononkira.serasera.org izahay f’izay no mba tianay
Oh oh oéééé
Avia ianao
Oh oh oéééé
Antsoy ny namanao
Oh oh oéééé
Fetinay ankizy
Oh oh oéééé
Hifaly izay tsy izy
Izay rehetra te-hiaraka aminay
Avia manantona faly izahay
Ny handray anao hiara-hilalao
Andronay ankizy ny andro toy izao nkbrvex
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MdjetteVisites : 3281
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 31/10/2004 02:02
