Tra-maraina (Mart'hira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba misy ve ny fitokiana mateza
Satria tsara fototra mijoro oilexlq tsara
Tsy ampoizina, namana ihany no hareza
Hijinja, hamalona azy ho tantara
Sikino ny tononkira.serasera.org saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray iblp Tsitoha
Hisakana azy tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
FEONKIRA
Sikino ny ffylrrj saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray Tsitoha
Hisakana azy tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
A/C: Zaak
Satria tsara fototra mijoro oilexlq tsara
Tsy ampoizina, namana ihany no hareza
Hijinja, hamalona azy ho tantara
Sikino ny tononkira.serasera.org saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray iblp Tsitoha
Hisakana azy tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
FEONKIRA
Sikino ny ffylrrj saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray Tsitoha
Hisakana azy tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
A/C: Zaak
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mart'hiraHits : 12
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 01/10/2026 17:22
