Fitiavana mavitrika (Mart'hira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mahamaivana ny enta-mavesatra
Mampandresy ny fahasahiranana
Tsy reny ny havesarany
Ny havesaran'entana fa dia mavitribitrika eny

ISAN'ANDININY
Vita (Tsy misy tsy vitan)'ny fitiavana raha ao izy
Resy (Tsy misy tsy resin)'ny fitiavana raha ao izy
Jesoa rmabfqs ilay tena fitiavana
Miari-tory lalandava handresenao izany rehetra izany

2- Miasa tsy mba thwu miandry ny ho kjzr dokafana o
Tsy mihemotra raha tononkira.serasera.org toa ka irery
Tsy reny ny fandokafany
Ny fandokafan'ny olona fa dia mavitribitrika eny

A/C: Zaak

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mart'hira
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 01/10/2026 17:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305