You are here: home > Tononkira > Marius Andria

Fakam-panahy (Marius Andria)

https://tononkira.serasera.org/hira/marius-andria/fakam-panahy

Tsy misoratra amin'ny tarehy ny atsaran-toetra
Tsy itanao anaty sary ny fakam-panahy;
Tadidio tsisy anjely amin'ny zava-drehetra
Nefa mbola be ny tsara faza manahy;
Soa lavo iny anarina ny fomba famindra
Analavitra ny taotra ny fahalemena;
Itady izay tsara ary izay tsara intononkira.serasera.orgdrindra
Mba tsy avery ny lanjan'ny fahendrena...

Ity ny tanako raiso
Tarito amin'ny lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
ny fakampanahy no andavo ahy.
Ity ny tanako raiso
Tarito amin'ny lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
Na ny fakam-panahy no andavo ahy.

Rohy : https://www.youtube.com/watch?v=DaAly-FmF3w

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marius Andria
Mpamaky : 34
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mariusandria8
Tamin'ny : 24/06/2020 15:18:50
ID : 12842

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo