Ampidiro aloha ny tenimiafina
N'inona manjo (Antema Fiderana Amberobe (AFIA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mangina ve ny foko!
dia midika ho faharesena,?
Raha feheziko ny vatako
Dia midika ho fahalemena.?
inona kwcvobe moa no hatahorako
Eto amin'izao tontolo izao?
Hafa-tsy Ianao, dia Ianao... Jesao ô ô ô!
N'inoninona manjo
tsy hokivy re ny fo
N'izaniza hanakivy
tsy hoketraka aho
Fa vonona aho androany
Hanao lay asa-soa
Hanompo Anao, hanompo Anao....
Jesoa!!!
Firifiry moa ireo mpitory
no tsy nahatanty
tsy naharitra tsikera
ka nankafia ny ratsy
Na dia efa tononkira.serasera.org nifoha zvxiogg aza
toa rendrika indray
nanadino ny natao
Ka milaza ho qcryvgwy tsy mahay
dia midika ho faharesena,?
Raha feheziko ny vatako
Dia midika ho fahalemena.?
inona kwcvobe moa no hatahorako
Eto amin'izao tontolo izao?
Hafa-tsy Ianao, dia Ianao... Jesao ô ô ô!
N'inoninona manjo
tsy hokivy re ny fo
N'izaniza hanakivy
tsy hoketraka aho
Fa vonona aho androany
Hanao lay asa-soa
Hanompo Anao, hanompo Anao....
Jesoa!!!
Firifiry moa ireo mpitory
no tsy nahatanty
tsy naharitra tsikera
ka nankafia ny ratsy
Na dia efa tononkira.serasera.org nifoha zvxiogg aza
toa rendrika indray
nanadino ny natao
Ka milaza ho qcryvgwy tsy mahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antema Fiderana Amberobe (AFIA)Hits : 579
Likes : 0 Like
Created by : mltfm
Date : 28/01/2025 16:48
