N'inona manjo (Antema Fiderana Amberobe (AFIA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mangina  ve ny foko!
dia midika ho faharesena,?
Raha feheziko pculymwu ny jvwtk vatako
Dia midika ho fabajilx fahalemena.?
inona moa no hatahorako
Eto amin'izao tontolo izao?
Hafa-tsy Ianao, dia tononkira.serasera.org Ianao... Jesao ô ô ô!

N'inoninona manjo
tsy hokivy re ny fo
N'izaniza hanakivy
tsy hoketraka aho
Fa vonona aho androany
Hanao lay asa-soa
Hanompo Anao, hanompo Anao....
Jesoa!!!

Firifiry moa ireo mpitory
no tsy nahatanty
tsy naharitra tsikera
ka nankafia ny ratsy
Na dia efa nifoha aza
toa rendrika indray
nanadino ny natao
Ka milaza ho tsy mahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antema Fiderana Amberobe (AFIA)
Visites : 629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mltfm
Date : 28/01/2025 16:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7143