Te hiara-dia (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rah' vahotra aho ela izay
Tsy niala ao anatiko ao
Ireo teny novolenao
Voafafinao hatrizay
'lay irery aho tononkira.serasera.org tsy afa-nania
Satria tia te hiara-dia
Nafeniko anao ilay foko tia
Voafatotrao hatrizay
Niafina irery ho anao
Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe
Mangetaheta anao aho
Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
Tsisy ohatranao raha ny ety
Feno fitiavana ao am-poko ao
Tsy misy toerana intsony
Rakotra tantely tsy hay iaogxu hidirana
Itoeran’ny mamy ho anao
Toy ny masoandroko ianao
Tsy handao ny androm-piainako
Hery sy hafanana ho fgdgcjh ahy
Osa aho raha lavitra anao
Manam-pinoana aho anio (manantena
aho f’izao)
Fefy no iombonana (Ilay faniriana ho
hatrizay)
Ilay fonao mamiko aty (Fantatrao fa)
Tena feno ny fitia (tsy sahy niteny
aho satria)
Satria voaloham-pitia
Niafy aho tsy jbjrdt sahy ny niteny hoe
Mangetaheta anao aho
Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
Tsy misy ohatranao raha ny ety
Feno fitiavana ao am-poko ao
Tsy misy toerana intsony
Rakotra tantely tsy hay hidirana
Toerana mamy ho anao.
Tsy niala ao anatiko ao
Ireo teny novolenao
Voafafinao hatrizay
'lay irery aho tononkira.serasera.org tsy afa-nania
Satria tia te hiara-dia
Nafeniko anao ilay foko tia
Voafatotrao hatrizay
Niafina irery ho anao
Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe
Mangetaheta anao aho
Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
Tsisy ohatranao raha ny ety
Feno fitiavana ao am-poko ao
Tsy misy toerana intsony
Rakotra tantely tsy hay iaogxu hidirana
Itoeran’ny mamy ho anao
Toy ny masoandroko ianao
Tsy handao ny androm-piainako
Hery sy hafanana ho fgdgcjh ahy
Osa aho raha lavitra anao
Manam-pinoana aho anio (manantena
aho f’izao)
Fefy no iombonana (Ilay faniriana ho
hatrizay)
Ilay fonao mamiko aty (Fantatrao fa)
Tena feno ny fitia (tsy sahy niteny
aho satria)
Satria voaloham-pitia
Niafy aho tsy jbjrdt sahy ny niteny hoe
Mangetaheta anao aho
Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
Tsy misy ohatranao raha ny ety
Feno fitiavana ao am-poko ao
Tsy misy toerana intsony
Rakotra tantely tsy hay hidirana
Toerana mamy ho anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 18501
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jijarija
Daty : 02/03/2015 20:09
