Sasa-miandry (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namela soritra tato anaty
Ilay rangotry ny fitiavana/o
Mitaikitra tsy mety fafana
vao mai/ka mafana
Nandrava toy ny rivo- mahe/ry
Ilay hasarotam- piaroko ana/o i/ny
Lasa ianao nanalavitra ahy
Nisafi/dy ny ho irery
Niodina miankava/nana a/ho
Toa sambatra erï
ireo mpifankatia
Niodina miankavia anie a/ho
Toa mangingina ,
manirery ny aty
Miandry anao aho satria tia
Ny alahelo omaly aleo rava
Ny fanantenako anie dia hio/va
Ho fifaliana ireo tomany
Sasa- miandry anie ny a/ty
Rehefa vonona ianao tongava
Hitsena ilay fiova/na hatriza/y
Aza miondana irery ianao any
Nandrava toy ny tondra- dra/no
Ilay kasi- tanana nataoko i/ny
Lasa ianao nanalavitra ahy
Nisafi/dy ny ho irery
Miodina miankava/nana a/ho
Ny rivotra mitsoka
mamelona tsia/hy
Miodina mianka/via
velom-panantena/na ho dor/ia
Miandry anao aho satria tia
Ny alahe/lo omaly aleo rava
Ny fanantenako anie dia hio/va
ho fifali/ana ireo toma/ny
Sasa- miandry anie ny at/y
Rehefa vonona iana/o tongava
Hitsena ilay fiova/na hatriza/y
Aza miondana irery ianao a/AA/ny
yeah yeah
Miandry anao aho satria ti/a
Ny alahelo omaly aleo rava
Ny fanantenako anie dia hio/va
ho fifaliana ireo toma/ny
Sasa- miandry anie ny at/y
Rehefa vonona ianao tongava
Hitsena ilay fiova/na hatriza/y
Aza miondana irery ianao an/y
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 80
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsianiva
Daty : 27/04/2024 11:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894