Sahy minia (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao xyaipqqj aho hitampify, sy hitoetra anilanao
Eo an-tsandrinao no misy, mampitsahatra qvdwprj ny sento
Satria raha sendra alahelo, ny fitia tsy kilalao
Io tsy fitadiavam-bola, fahendrena no ilaina.
Ref:
Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao
Faly sy miran ’aho, dia sahy minia
Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy.
Raha izao no zava-misy,tsy mba teo mihitsy ianao
Dia singan’olon’aho indrisy, very saina lava izao
Mety misy anefa any, mety misy hatramin’izao
Fo iray zay sasa-miandry , fa ianao no efa safidy

F’efa iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy

Fefy iray ihany zay dia ampy tononkira.serasera.org ho ahy

Fefy dtrqz iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy.
Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy.
Ampy hisedra ny ho avy…

--------
Lien: