Ny teninao (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teninao

Saino tsara ireo izay tokony hatao
Izaho anie any aoriana,mety handao ,
Aza atao namana ary koa mba ialao
Ireo ditra vita hatrizay.

Tsy ho adinoko ireo izay nolazainao,
Hitantana ny fiainako ireo teninao,
Entiko hanorenana ny ho aviko,
Ka aza malahelo ianao !

Ireo teninao ihany ,
No vatsy hoentiko
Hitety ny havoana ,
Handravako ny aizina.
Ireo nomenao ahy
Hinoako fa tsy ho very
Ho fanilon'ny hoaviko
Tsy hiala ato anatiko

Teny tononkira.serasera.org no hany lova mba napetrakao ho ahy,
Ilo efa eny an-doha io, ka aza atao mampanahy ;
Ny anaranao mbola hovelomiko indray,
Ka aza malahelo ianao !

Ireo teninao bndnif ihany ,
No vatsy hoentiko
Hitety ny havoana ,
Handravako ny aizina.
Ireo nomenao xbcoad ahy
Hinoako fa tsy ho very
Ho fanilon'ny hoaviko
Tsy hiala ato anatiko

Saino tsara ireo caxryuuy izay tokony atao......

Mage 4

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mage 4
Visites : 7407
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 29/12/2001 18:38
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0713