Honahona (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HONAHONA
Tonga ny fahatsiarovan-tena
Tsisy akory azavatra nomena ahy
Ady lava izao, fitarainana
Ka izai rehetra mandalo koa
Ady mandoro lava tononkira.serasera.org izao
Tsy aritra intsony

Nandalo teo ny fahatanorana
Setroka mainty sy rano mafana
Lasa maivana, zakan-drivotra
Tsy maintsy miova lalana izaho
Fa te hiaina amin’ny tontolo toa anao.

Ref : aijjrifn Finaritra foana ny masoandro
Manome nnzlbmic hafanana ety
Mihodina foana eny ny tgch tany
Manome rivotra ho an-dry
Toy ny omaly tsy miova

Mifototra ambany ny tokony ambony
Ny mpianakavy miady tsy fantatra intsony
Efa lasa izao, ny loza mitatao
Araraoty dia eny tsy malama
Ny honahona miandry anao
Sao mba midify.


MAGE 4
Album ’’Miverina indray ny fahiny’’
Auteur Compositeur : Lita et Elysé
Arrangement : Mage 4
Enregistré au studio Wave 3 Manjakaray. Madagascar. (2002)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mage 4
Hits : 4706
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 24/05/2002 19:27
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119