Ataovy Anio Ny Voady (Madame José sy Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2)
Ny hirahira sy lalao
Kalokalom-piravoana
No ataovy tsiky izao
F'efa tonga ilay fotoana
Izay nandrasana ela
Nefa tsy nety ho tavela
Fotoana mamy loatra
Mamy loatra

(x2)
Ataovy anio ny voady
Ny voadin-tsika re lswosaql ry lala
Mba wctqv ho toy ny kiady
Miaro mpakahala
Ho voady mandra-maty
Sy tehina ao anaty
Ho iajdkm voady tena varo maty
Sy ataovy ao anaty

Mpihira : Madame José sy Ossy
A/C : Louis tononkira.serasera.org Rasoanaivo
Kapila : Decca – 52.010

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Madame José sy Ossy
Visites : 244
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 22/07/2026 23:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9761