Ho Anao Ray (Lyra fihobiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ukgk Efa nomenao anay ny tononkira.serasera.org famonjena hatramin'izay
Fa izahay uwdrii no tsy nandray izay natolotrao
Fa ninia nanalavitse ny antsonao ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Raiso re ny fifonanay Ray
Mpamonjy ny very no hitalahonay
Azo antoka tsara zegny fanahinay
Miaraka Aminao foagna ny herin'ny tenanay
Fo torotoro no hiraignay ananikio zao
Satria be fitiava Anao mpamonjinay
Fa na very aza izahay notaominao Ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo rnrlw ambalanao
Ray malala oooo
Raiso re ny mpanomponao
Ray malala oooo
Mba vonjeo ty anakao
oh!! oh!!.....
Fa izahay uwdrii no tsy nandray izay natolotrao
Fa ninia nanalavitse ny antsonao ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Raiso re ny fifonanay Ray
Mpamonjy ny very no hitalahonay
Azo antoka tsara zegny fanahinay
Miaraka Aminao foagna ny herin'ny tenanay
Fo torotoro no hiraignay ananikio zao
Satria be fitiava Anao mpamonjinay
Fa na very aza izahay notaominao Ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo rnrlw ambalanao
Ray malala oooo
Raiso re ny mpanomponao
Ray malala oooo
Mba vonjeo ty anakao
oh!! oh!!.....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lyra fihobianaHits : 1749
Likes : 1 Like
Created by : Ndzjarah
Date : 19/01/2017 06:46
