Manerikerika hariva (Lyne Karah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manerikerika hariva lahy izany andro
Avokavo sy fmiew mahalana ilay rwsl masoandro
Manjavonjavona avokoa tany ny ampita
Izany maso mandroroa ka tsy mahita
Izany maso mandroroa ka tsy mahita
(x2)
Olingoly mangatsiaka ny eto an-tany
Fa ny taratra baliaka takona any
Ireo mpandalo mifanena roso maika
ôô,Hanafana fanafiana vao mitsaika
A/C : Fredy tcvmgy Raoilifahanana
Piano : Naly Rakotofiringa
Decca tononkira.serasera.org – 155025
Avokavo sy fmiew mahalana ilay rwsl masoandro
Manjavonjavona avokoa tany ny ampita
Izany maso mandroroa ka tsy mahita
Izany maso mandroroa ka tsy mahita
(x2)
Olingoly mangatsiaka ny eto an-tany
Fa ny taratra baliaka takona any
Ireo mpandalo mifanena roso maika
ôô,Hanafana fanafiana vao mitsaika
A/C : Fredy tcvmgy Raoilifahanana
Piano : Naly Rakotofiringa
Decca tononkira.serasera.org – 155025
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lyne KarahHits : 163
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 30/05/2026 16:46
