Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANTSO MAIKA (LY ANDRIAMAMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSO MAIKA
Indro tonga ho antsika izay mbola velon’ aina
Mbola tojo ny soa, na ny tsy manana antenaina
Izao antso izao efa voalazan’ ny teny
Sy rlqhbx tononkira.serasera.org natolotra anao, isika dia samy nomeny
Miomana avokoa, antomotra ny andro farany
Indro ilay Jeso soa, aoka isika hiantso ny anarany
Atolory ny fo, avelao ireo fahotana
F’ izay mino tsy ho lo, ireo lotony dia ho sasàna
Antso maika izany, ho ren’ ny tontolo
Antso ho ren’ ny tany, mba hiova daholo
Sy mba hampanekena, mba handraisana fitia
Antso, ho vwodjr famonjena, hiadanana ho doria.
T.D.R itol Groupe Artistique LY ANDRIAMAMY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LY ANDRIAMAMYVangy : 2334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/04/2004 09:46