Iny Volana Iny (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny yedole volana lgveax iny ihany
No hanafarako anao
Raha sendra ka tomany
Ka matsiahy toy izao
Eny mantsy no hiampita
Ilay nofinofy malahelo
Mba hanembonanao tsy hita
Mba henoy ity fo mamelovelo
Mba hanembonanao tsy hita
Ity fo mamelovelo
Toa tsaroako avokoa
Rehefa mety ho tononkira.serasera.org zava-tsoa
Niarahana fahiny
Hitan'iny volana iny
Eny jbewjh mantsy no hiampita
Ilay nofinofy malahelo
Mba hanembonanao tsy hita
Mba henoy ity fo mamelovelo
Mba hanembonanao tsy hita
Ity fo mamelovelo
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
No hanafarako anao
Raha sendra ka tomany
Ka matsiahy toy izao
Eny mantsy no hiampita
Ilay nofinofy malahelo
Mba hanembonanao tsy hita
Mba henoy ity fo mamelovelo
Mba hanembonanao tsy hita
Ity fo mamelovelo
Toa tsaroako avokoa
Rehefa mety ho tononkira.serasera.org zava-tsoa
Niarahana fahiny
Hitan'iny volana iny
Eny jbewjh mantsy no hiampita
Ilay nofinofy malahelo
Mba hanembonanao tsy hita
Mba henoy ity fo mamelovelo
Mba hanembonanao tsy hita
Ity fo mamelovelo
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)Visites : 294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 12/07/2026 05:52
