Ho iray (Lucas Ravoson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny faniriako udhr
Ny hiafara iaraka aminao
Hifampizara
Hifampimbabo twnekm ireo alahelonao
Hizara ireo tsiky
Hamafa ny tomany
Ny nofinofintsika
Andeh itety tany
Anio ilay andro izay nandrasako
Hiniana sady tena vokatry ny fo

Hahay hitia anao aho
Ho tsotra aminao tononkira.serasera.org
Ilay peratra atao ho famatarana ho ahy
F izao isika ho atambatra ho iray mandrakizay

Tiako raha ny ampitso laniko oxaoipny eo anilanao
Tsy tsaroko mihintsy ny andro hariva rehefa akaikinao
Hifanome toky
Hiaino ireo taraina
Hiara andihy
Mba hifanadala

Hahay hitia anao aho
Ho tsotra aminao
Ilay peratra atao ho famatarana ho ahy
F Izao isika ho atambatra ho iray mandrakizay


Dédicace for love of My life wedding song.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lucas Ravoson
Vangy : 545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Benimaru73
Daty : 14/12/2025 21:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1305