Andriamanitra Mpahary (Livasoa RANDRIANARIMANANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana Ianao
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka eypkrtl reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay maiwqmr (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy bhyc amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny tononkira.serasera.org dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2) Miakatra clé

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Livasoa RANDRIANARIMANANAVangy : 277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ymtia
Daty : 23/04/2026 15:02