ANDRO SOA (LISY sy LANDY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro soa
Tsy manam-paharoa
Ny vanin’andro anio
Ka tononkira.serasera.org tadidio
Mpifankatia
Vonona hiara-dia
Hamakivaky ny
Onjan’ny fitia
Hikasa sy hivoady ny jxiams ho doria
Ka tsy hivadika na hiova, sanatria
Tanteraka eto anio ny voadin’olon-droa
Ho mpivady hifanoa, hifampiahy hifanasoa
Zanahary o ! ampio
Ary hhcfby koa tahio
Ny tokantrano wfzedfwp izay
Hirariana ho mandrakizay
Tsy manam-paharoa
Ny vanin’andro anio
Ka tononkira.serasera.org tadidio
Mpifankatia
Vonona hiara-dia
Hamakivaky ny
Onjan’ny fitia
Hikasa sy hivoady ny jxiams ho doria
Ka tsy hivadika na hiova, sanatria
Tanteraka eto anio ny voadin’olon-droa
Ho mpivady hifanoa, hifampiahy hifanasoa
Zanahary o ! ampio
Ary hhcfby koa tahio
Ny tokantrano wfzedfwp izay
Hirariana ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LISY sy LANDYHits : 8176
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 03/11/2003 12:51
