Hasambaran'Olon-Droa (Lila sy Narlys)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambaran'olon-droa ny andro vwnv anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria

(x2)
Vato soa sy volamena
Toa ny raozy tononkira.serasera.org sy ny vazy
izao dia vita fanekena
Izao dia vita mariazy

Hasambaran'olon-droa ny andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy xmolbkxf tia ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana ayteojm doria


A/C : Rafidison Remon
Interprété par Lila sy Narlys
Discomad – 60652

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lila sy Narlys
Hits : 119
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 25/06/2026 16:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3208