TAMIN 'INY LALANA INY (LES TYPHONS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hono ho’ahotamin’ iny làlana iny teny an-tanan’olon-kafa ianao no tazako
saika hiantso aho ,hanonona ny anaranao ny vavako
nefa tampoka ,ny molotro hisokatra noferako
ka nijanona aho, navadika impito aloha ny lelako
(in -2)
2- fa raha iny aho no avy dia nanantona eo anilanao
nanao ahoana moa no tokotokony ho fihetsikao
fa raha iny moa no natsofoko @ tananao ny tanako
satria ianao efa nanaiky ny hiara-dalana amiko
(in 2)
malalako taloha no ilazako anao
ho namako indray ianao manomboka izao anio izao
malalako taloha no ilazàko anao
ho namako indray ianao manomboka izao anio izao
hono ho’aho
t@ iny làlana iny .....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LES TYPHONSVisites : 3829
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lemenakely
Date : 21/06/2006 11:21