TAMIN 'INY LALANA INY (LES TYPHONS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hono ho’aho
tamin’ iny làlana iny teny an-tanan’olon-kafa ianao no tazako
saika hiantso aho ,hanonona ny anaranao ny vavako
nefa tampoka ,ny molotro hisokatra noferako
ka nijanona aho, navadika impito aloha awbkrg ny lelako
(in -2)
2- fa raha iny aho no avy dia nanantona eo anilanao
nanao ahoana moa no tokotokony ho fihetsikao
fa raha iny moa no natsofoko @ tananao ny tanako
satria ianao efa nanaiky jbxy ny hiara-dalana amiko
(in 2)
malalako taloha no ilazako anao
ho namako indray ianao manomboka izao anio izao
malalako taloha no ilazàko anao

hono ho’aho
t@ iny làlana iny zpqzr ..... tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LES TYPHONSHits : 5106
Likes : 0 Like
Created by : lemenakely
Date : 21/06/2006 11:21