Very maina (Les soeurs Zaharia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niteny ianao fa tsy hohadinonao
Mampatoky mafy fa ho fatratra
Tsisy tsiny anie fa efa fantatro hatrizay anie ny ao amponao

Fantatrao fa very maina, malahelo izaho ka hitomany
Nanantena raha tsy anjara, very maina ô, very maina

Tsikitsiky ve, tambitamby no ho azoko homena anao mba tsy ho very toky
Tsisy tsiny anie fa efa fantatro hatrizay anie ny ho tianao hambara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les soeurs Zaharia
Vangy : 134
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SahondraR
Daty : 02/03/2024 17:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716