You are here: home > Tononkira > Leivyh

I Kristy (Leivyh)

I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay be fiantrana tena tsara fanahy

Afaka (2) handrotsaka ny fahasoavana
Afaka (2) hanome ny fiadanana

1) Hiaro amin'ny sarotra i Kristy
Tsy hamela ahy hiady irery Izy
Hisava mora foana ireo olako
Tompo รด miandry Anao! Izao tontolo izao

I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay be fiantrana tena tsara fanahy

2) Namory ireo mpianany Apostoly
Nanome lesona tena lafatra
Tsiky dia ampyNoheloina ho faty Izy fa atahorana
Haka ny fahefan'ny fitsarana

I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay be fiantrana tena tsara fanahy

3) Latsaka ny rany hamonjy antsika
Niaritra ny mafy sy ireo maditra
Maty izy nalevina, nitsangana indray
Niakatra any an-danitra ho eo anilan-dRay

Jehovah (2) Izy anie ilay Dadan'i Kristy
Jehovah (2) Izy 'lay Mahery nanao ahy

I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay be fiantrana tena tsara fanahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Leivyh
Mpamaky : 732
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : bentsiory44
Tamin'ny : 30/01/2015 18:38:55
ID : 7097

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo