Testamenta (Leivyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Testamenta taloha,testamenta vaovao
Miraikitra ireo teny soa,teny fiainana ho anao
Samia mijery mamaky, fa tena sakafo sy vatsy
Toy ny vary sy laoka in-telo isan'andro
Voasoratra ao avokoa ireo toro-hevitra maro
Testamenta ankiroa,fanefitra afaka hiaro
Raiso ny hafatra mahasoa izay tononkira.serasera.org napetrak'i Jesoa
Teny velona tonga nofo natao hahasoa
Ny baiboly,baiboly ihany no hany hanazava ny lalanao
Fa ny finoana,ny finoana hatrany no hanavotra anao sxalpy amin'izao fiainana izao
Testamenta, testamenta
Tenin'Andriamanitra
Andao hiandrandra ny lanitra hisaotra ny Ray
Refrain:
Testamenta taloha, testamenta vaovao....
O ô, Ray tlqifx ô! (2)
Nomenao teny soa, natambatrao ho boky iray
Ireo baiboly roa, coku testamenta ho ahy...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Leivyh
Vangy : 2703
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 17/07/2017 15:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417