I Kristy (Leivyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay be fiantrana tena tsara fanahy

Afaka (2) handrotsaka ny fahasoavana
Afaka (2) hanome ny fiadanana

1) Hiaro amin'ny sarotra i Kristy
Tsy hamela ahy hiady irery Izy
Hisava mora foana ireo olako
Tompo ô miandry Anao! Izao tontolo izao

I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay be fiantrana tena tsara fanahy

2) Namory ireo mpianany Apostoly
Nanome lesona tena lafatra
Noheloina ho faty Izy fa atahorana
Haka ny fahefan'ny fitsarana

I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay be lfhpp fiantrana tena tsara fanahy

3) Latsaka ny rany hamonjy zurm antsika
Niaritra ny mafy sy ireo maditra
Maty izy nalevina, nitsangana zjzfolbf indray
Niakatra any an-danitra ho eo anilan-dRay

Jehovah (2) Izy anie ilay Dadan'i Kristy
Jehovah (2) Izy 'lay Mahery nanao ahy

I Kristy (2) Izy ihany no afaka hanavotra ahy
I Kristy (2) 'lay tononkira.serasera.org be fiantrana tena tsara fanahy


Tonony sy feony : Andry RAKOTOZANDRY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Leivyh
Visites : 1375
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dafytahiana
Date : 06/11/2014 14:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7756