jereo ange (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo ange toa zaza faly eo anilanao
Miandrandra anao nrwpkvg ny foko tia anao,
natokako ho anao
Jereo ange, ny masoko mibanjina anao
Mihanta aminao
mba hotoloranao
fa babonao
Ho anao no hirako izao hirako izao
mba hilazako indray fa
Tiako(4)
Tiako ianao
Jereo ange, jereo fa qyucnpre tsy haiko hafenina anao
ny tononkira.serasera.org fo tia anao, natokako gmcy ho anao
fa babonao,fa babonao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 6438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotus
Daty : 06/11/2005 14:03