Fo madio (Lafatra Ny Aina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1.Mba mangataka aho, tompo o! Ampio
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko toio ao fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao 'ty zanakao
Fa xkyfaxz toa maloto izay
Mba wsqeodg diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy ny lalanay mba tsy hania
mba henoy re ny vavakay
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko toio ao fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao 'ty zanakao
Fa xkyfaxz toa maloto izay
Mba wsqeodg diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy ny lalanay mba tsy hania
mba henoy re ny vavakay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lafatra Ny AinaVangy : 2051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 16/07/2016 22:19
