Faly aho (K.T.M.J)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I )Faly aho fa manana anao Jeso
Tretrika ao ampo,mirana toko( ooooooooo)
Faly aho,satry ny fahasoavanao no naha toy izao anay
Ka dia misaotra Tompo ô
Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
Fa mbola nomenao izao andro
(Andro anio izao )
Afahanay midera makalaza Anao
Ka dia misaotra indrindra( Misaotra anao Tompo ô)
II )Asandratray avo ny anaranao
Fa masina ianao ,ilay mpamindra fo (oooooo)
Mankalaza sotj tononkira.serasera.org aho, mitsaoka ny anaranao
Nohon'ny fitiavanao,Ka dia misaotra Tompo ô
Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
Fa mbola nomenao jfkcvs efdtm izao andro
(Andro anio izao )
Afahanay midera makalaza Anao
Ka dia misaotra indrindra ( Misaotra anao Tompo ô)
A/C : Tsiky Andrian

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : K.T.M.JVangy : 695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsikyAndrian
Daty : 04/10/2023 23:13