FITAHIANA (KTLM Serafima Tanakidy Manakara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitahiana nomenao anay
Fantatrao iyiuvc gne momba anay
Gne faniriako tanterahinao
Gne fangatahako da nomenao

Fiv: Iza no hatakaloko Anao
Iza gne hasoloko Anao
Tsisy e! tsisy e! wgmoo
Tsisy da tsisy marô

Misaotra Anao sarô Jesosy
Gne fitahianao da midodosy
Iaho avao gne vorokosy
Da qmturyr tsisy gne mavita an'io ô

Fiv:

AC: ANDRIANANTENAINA tononkira.serasera.org Christor

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KTLM Serafima Tanakidy Manakara
Visites : 1366
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sant62
Date : 23/07/2015 16:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346