Iny lalako iny (KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iny lalako iny
Izay lvxcf voatendrinao
Voalahatrao dia mba hizorako
Fa na sarotra aza, jokwvyx ekeko re
(sady) Fa io no voatendry mba hizorako
Fiv:
Nefa Ray ô,
Mba tsinjovy eny an-dalana
Aza ilaozana fa sarotra ny dia
Fa rehefa tapitra ny lalako
Mivoha ho ahy ny hgtyzken vavahady hidirako.
2-Iny kapaokako iny izay
natolotrao
Hitondranao mba hahasoa na hahatsara
Na mangidy aza, ekeko re
(sady) fa io no anjarako voatendrinao tononkira.serasera.org
Izay lvxcf voatendrinao
Voalahatrao dia mba hizorako
Fa na sarotra aza, jokwvyx ekeko re
(sady) Fa io no voatendry mba hizorako
Fiv:
Nefa Ray ô,
Mba tsinjovy eny an-dalana
Aza ilaozana fa sarotra ny dia
Fa rehefa tapitra ny lalako
Mivoha ho ahy ny hgtyzken vavahady hidirako.
2-Iny kapaokako iny izay
natolotrao
Hitondranao mba hahasoa na hahatsara
Na mangidy aza, ekeko re
(sady) fa io no anjarako voatendrinao tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara)Visites : 6207
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rianaah
Date : 29/04/2015 14:33
