Tsy mihemotra (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ny asan'ny Tompo dia
Mafy ary koa tena sarotra
Mila mazoto sy mihafy
Ary koa tena miaritra
Fa ny Satana lay ratsy
Mamingana an-dalana
Mila miroso ianao
F' aza mialangalana

Fiv :
Tsy mihemotra ianao,
Fa mandroso hatrany
Tsy ho gisitra ianao,
Fa ho lohany ihany
Fa ny devoly zay mpanenjika anao
Ho sasa-poana sy ho umpze menatra

And 2:
Ny tononkira.serasera.org fahoriana sy sedra
Hitsapana anao
Very fananana ve
Ka tsy hita ny atao
Reo olana gzvkfhfj ireo anie
Ka hovahan'i kdhsii Jehovah
Aoka ho tsarovanao
Ny nanjo an'i Joba

Fiv :......

And 3:
Ny hatsiaka sy rivotra
Sy hafanana migaina
Mila miharitra ianao
F' aza dia mitaraina
Tohizo foana ny asa
Ataovy an-kira
Venteso hiredona tsara
Fa aza mangina

Fiv :......


Koraita 2015

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4137