Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hirao hanakoako (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And lcdk 1 :
Na dia maro aza
Ireo hira kanto izay
Miseho mahasarika tokoa
Sady koa mambabo fo
Gadona sy paika
Maro isafidianana
Mihetsika sy ny milamina
Fiv :
Fa tsy havelanay hangina
Ny hiran-danitra
Na dia maro aza
Ireo hira mahasarika
Ka hirao manakoako
Hambabo fo fanahy
Sy ho ren’izao tontolo izao
And 2 :
Ry viyeoxbd xiom tanora namako,
Mifohaza ianao
Fa manjaka ny aizina
Ka ianao no andrasana
Mba hitondra avo tononkira.serasera.org indray
Lay fanilo masina
Ho an’izay mbola voafatotra
And 3 :
Ny finoana samy hafa
Sy fomba maro koa
Tsy hahasakana antsika
Hitambatra ho iray
Fiderana no atao
Jeso Tompo no derao
Izy irery no Andriamanitra
Koraita 2016
Na dia maro aza
Ireo hira kanto izay
Miseho mahasarika tokoa
Sady koa mambabo fo
Gadona sy paika
Maro isafidianana
Mihetsika sy ny milamina
Fiv :
Fa tsy havelanay hangina
Ny hiran-danitra
Na dia maro aza
Ireo hira mahasarika
Ka hirao manakoako
Hambabo fo fanahy
Sy ho ren’izao tontolo izao
And 2 :
Ry viyeoxbd xiom tanora namako,
Mifohaza ianao
Fa manjaka ny aizina
Ka ianao no andrasana
Mba hitondra avo tononkira.serasera.org indray
Lay fanilo masina
Ho an’izay mbola voafatotra
And 3 :
Ny finoana samy hafa
Sy fomba maro koa
Tsy hahasakana antsika
Hitambatra ho iray
Fiderana no atao
Jeso Tompo no derao
Izy irery no Andriamanitra
Koraita 2016
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 788
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 20/11/2024 19:05
