Eli, Eli, lama sabaktany (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Jesoa miala blas aina
Ambonin'ny ypxkx hazo fijaliana
Jesosy mitoloko
Eo an-tanambokovoko
Jesoa nqzqmq miferin'aina
Jesosy mitaraina
"Eli, Eli, lama sabaktany"
Jesoa manolotra ny ainy

And 2:
Jesoa mangetaheta
Ny fanahy hovonjena
Jesosy noratraina
Ho fanavotana ny maina
Jesosy nofantsiana
Jesosy tononkira.serasera.org noharabiana
"Eli, Eli, lama sabaktany"
Jesoa manolotra ny ainy


KORAITA 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Vangy : 542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 12/04/2025 21:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327