Azovy koa (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :
Azovy koa mbola tsy mahay e?
E! Azovy koa mbala tsy nahareny?
Hanambarana ny efa hita, ny hita
Ny famonjena anie ka vita, koa aza
Koa aza mitady añy amy maty
F' Izy efa aty, nitsangana ho veloño

And 1:
Mbala maro amintsika
Misaviky, misavaka
Niany aty, amaray ary
Afangaro fivavahana
Tandrema,
Mahaiza mifidy havako aby
Fa Zanahary tsy soma
K'aza mibidabida amy hafa
F' Izy e, Andriamanitra veloño

And 2:
Mbala maro amintsika
Mandeha à gauche à droite
Tsy mijoro am-pinoana
Mora taitry, mora lavo
Fa zao e!
Volaña zato kabary arivo
Raiky fô ny mariñy
K'aza mitady ny efa maty
Fa Izy e, fa nitsangana ho veloño
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Vangy : 40
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 25/11/2024 14:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1001