Anao ndrô tavandraina (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Izao dia voqycdgi simba ny toe-tsaina
Ka môny io ndray no ampisômaina
Ny vatana amidy eny ho eny
Fa môny tononkira.serasera.org mibaiko sy miteny
Fiv :
Vonjeo fa Anao ndrô tavandraina
Ry Jeso fa simba ny toe-tsaina
Vonjeo re fa mila tsy extyjqd ho zaka
Fitiavana môny ndrô manjaka
And 2:
Isika dia samy mahalala
Manangy maro mibalabala
Ata czuaileb kelikely ndraiky dady
Ny môny ndrô mampanitsa-bady
And 3:
Ny môny mahavita raha maro
Mahavita manova ho dahalo
Mpihavana lasa mifandrafy
Fa môny ndrô hitokiana mafy
And 4:
Ny ambaratongam-pitondrana
Ny môny ndrô handikan-dalàna
Ny marina dia voahosihosy
Ny mainty mivadika ho fotsy
Koraita 2015
Izao dia voqycdgi simba ny toe-tsaina
Ka môny io ndray no ampisômaina
Ny vatana amidy eny ho eny
Fa môny tononkira.serasera.org mibaiko sy miteny
Fiv :
Vonjeo fa Anao ndrô tavandraina
Ry Jeso fa simba ny toe-tsaina
Vonjeo re fa mila tsy extyjqd ho zaka
Fitiavana môny ndrô manjaka
And 2:
Isika dia samy mahalala
Manangy maro mibalabala
Ata czuaileb kelikely ndraiky dady
Ny môny ndrô mampanitsa-bady
And 3:
Ny môny mahavita raha maro
Mahavita manova ho dahalo
Mpihavana lasa mifandrafy
Fa môny ndrô hitokiana mafy
And 4:
Ny ambaratongam-pitondrana
Ny môny ndrô handikan-dalàna
Ny marina dia voahosihosy
Ny mainty mivadika ho fotsy
Koraita 2015
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 656
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:31
