You are here: home > Tononkira > KIRI' DHY

ANTHONINE (Antôninina) (KIRI' DHY)

https://tononkira.serasera.org/hira/kiri-dhy/anthonine-antninina

Antôninina e, Antôninina e, fangehan'ny kilonga azy sy agn' ambala
Tsa ataony ino e, tsa ataony ino e, fa dia manoiña ihany izy na dia hala

Maitsomaitso i Antôninina e,
mince mince i Antôninina e
Vaniam-paraka i Antôninina e,
majorojoro i Antôninina e

Raha mialokaloka izy e, tian'olo ho nama itreha
Raha mba mandalo any izy e, tian'olo ho laidairy
O Antôninina koa izay ô.

AntôniTsiky dia ampynina e, Antôninina e, fangehan-dRenibeny  azy sy agn' atanà
Tsa ataony ino e, tsa ataony ino e, fa dia vao maika androa izy mihatamà.

Malama volo i Antôninina e,
Malandilandy i Antôninina e,
Mena molotsa i Antôninina e,
Avoavo i Antôninina e,

Raha mialokaloka izy e, tian'olo ho nama itreha
Raha mba mandalo any izy e, tian'olo ho laidairy
O Antôninina koa izay ô.

A/C: Papa Léon
© Francis Odet - RFO Project

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KIRI' DHY
Mpamaky : 86
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rfo_project
Tamin'ny : 20/11/2020 12:46:27
ID : 13174

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo