IANAO IRERY (KIADY K T R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rah lcolnzl vao mijery anao oa zah de ôtran'ny hafahafa.
Rah vao mahita anao oa zah mba te hitafatafa.
Ianao ilay voninkazo sisa hany nitsiry.
Ianao irery tononkira.serasera.org no hany mba naniry.
Satria tsy tiako ho rava.
Satria tsy tiako ho vita.
Satria mba tiako ho gkvnauig lava ilay finamanantsika.


Ref:
Aleo ihany ho mpinamana.
Sady ianao kou mou efa manana.
*2: Nefa tsarovy fa ianao irery.
Ianao irery no hanasitrana ny fery


Inspiraka avy any aminao.
Rahoviana ilay fiainantsika vaovao.
Rahoviana ianareo vao mba hisaraka.
Mba ybnl hiandrasako taty reraka
Satria tsy tiako ho rava.
Satria tsy tiako ho vita.
Satria mba tiako ho lava ilay finamanantsika.

Ref: -in2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KIADY K T R
Vangy : 1109
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kiady KYLIAN
Daty : 19/04/2021 17:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302