Taratasy ho anao (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy rmdxf koa fitiavanao ahy
Mbola miaina eo anilanao aho
Miramirana ery izay jereko ety
Ny hasambarana ao am-po tsy ho lany

Lasa ianao ny omalin’iny
Satria xhoshvwd izany no lalànan’ny fiainana ety an-tany
Mafy ny alahelo izay toa tsy haiko nafenina
Tamin’ny andro farany nahitako anao

Taratasy ho anao
Milaza vaovao azjsb
Ny andro no tononkira.serasera.org miharatsy aty amin’izao fotoana izao
Lasa nody ilay masoandro namiratra teo
Taratasy ho anao
No hany mba sisa manambara ahy
Fa mbola ho tsara ny ampitso
Ho haiko ve ny mampatsiahy
Fa mbola tiako ianao ?
Ilaiko ve ny mampatsiahy
Fa mbola tiako ianao ?  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109