Mahery setra (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mihasarotra ny fiainana, mihamihenjana hatrany
Misy herisetra ny arý, misy herisetra ny atý

Mahery setra ny olombelona ka be ny tomany
Malahelo aho mahita anao
Malahelo aho mahita anao toa izao.

Misy herisetra isan'andro eran'ny vazan-tany
Mahery setra ny sary, mahery setra ny teny

Malahelo aho mahita izany
Malahelo aho mahita anao mitomany

Mahery setra ny olombelona, ka be ny tomany
Malahelo aho mahita anao
Malahelo aho mahita anao toa izao
Malahelo aho mahita izany
Malahelo aho mahita anao mitomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kelly Rajerison
Vangy : 1215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/07/2018 13:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114