You are here: home > Tononkira > kambana metaly

Ianao irery (kambana metaly)

https://tononkira.serasera.org/hira/kambana-metaly/ianao-irery-1

Vao hitako zato ianao
Tonga dia tsapako
Ho nisy fitiavana
Nitsiry tamiko

Satriko foana ny hahita anao
Ny ho eo anilanao
Na dia  babonao  aza aho
Fa nisaina aho vao nitia

Fa raha ny tsikinaotononkira.serasera.org na ny angolangola
Dia ampy andaozako ny fahoriana
Ianao ianao ianao irery no afaka hanasitrana ahy
Ity fo tia anao, ianao

Raha toa re ka tsy ho ahy ianao
Aoka hisy ho solonao
Far aha mbola misy any
Mbola vonona aho

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : kambana metaly
Mpamaky : 479
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lucianahrandriam
Tamin'ny : 30/03/2019 16:08:22
ID : 11502

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo