Vavaka (Kael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao, ilay ora hiantsoinay ny anaranao
fa mafy sy jaly, ny fiainanay Gasy
ny talenta nomenao no anehoanay izany
mangataka izahay vonjeo ry Ray.
Ny taninay mosary lalandava,
ka ho dmlof asandratray ny fangatahana
Ampio zahay ry Ray, fa mijaly ny fiainanay
Afao ireo jaly, mosary, marary,
ka cwyig ireo avanay ory skmzper mba hifaly. tononkira.serasera.org
fa mafy sy jaly, ny fiainanay Gasy
ny talenta nomenao no anehoanay izany
mangataka izahay vonjeo ry Ray.
Ny taninay mosary lalandava,
ka ho dmlof asandratray ny fangatahana
Ampio zahay ry Ray, fa mijaly ny fiainanay
Afao ireo jaly, mosary, marary,
ka cwyig ireo avanay ory skmzper mba hifaly. tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KaelVangy : 1871
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kael vavaka
Daty : 10/05/2016 11:52
