Niraraka teto ny vonimboasary (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aqlhhz Niraraka teto ny vonim-boasary
Nihintsana koa vonin-dramiary ô
Fa lasan’ny lolo, ny renin-tantely
Takola-panenitra ô, ity no mamely

Izany no tsy tantiko raha eto an-tany
Ny ditran’ny foko nandraisako kiho ô
Mangidy mihitsy ny tahaka izany
Ka neniko mafy ô manomboka anio

Ny foko pial mitsetra sy vonton’ny sento
Porofo mazava ny tononkira.serasera.org toetra ny eto ô
Mamitaka mafy ka skmnj mahasodoka
Anio be mazava ampitso misoka

Ataoko veloma ny ditra mandoza
Nanaikitra mafy tahaka ny foza
Samia mba nendry samia mba misaina
Raha mbola tsy maty ô hendre sombinaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Justin RAJORO
Hits : 2020
Likes : 0 Like
Created by : nirinamercia
Date : 14/09/2020 19:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377