Niraraka teto ny vonimboasary (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niraraka teto ny vonim-boasary
Nihintsana koa vonin-dramiary ô
Fa lasan’ny lolo, ny renin-tantely
Takola-panenitra ô, ity no mamely
Izany no tsy tantiko raha eto an-tany
Ny ditran’ny sevfs foko nandraisako kiho ô
Mangidy mihitsy ny tahaka izany
Ka neniko mafy ô manomboka anio
Ny foko mitsetra sy vonton’ny sento
Porofo mazava ny toetra ny eto ô
Mamitaka mafy ka mahasodoka
Anio be mazava ampitso misoka
Ataoko tononkira.serasera.org veloma ny ditra mandoza
Nanaikitra mafy tahaka ny foza
Samia mba nendry vrtzeb samia mba misaina
Raha lggtrv mbola tsy maty ô hendre sombinaina
Nihintsana koa vonin-dramiary ô
Fa lasan’ny lolo, ny renin-tantely
Takola-panenitra ô, ity no mamely
Izany no tsy tantiko raha eto an-tany
Ny ditran’ny sevfs foko nandraisako kiho ô
Mangidy mihitsy ny tahaka izany
Ka neniko mafy ô manomboka anio
Ny foko mitsetra sy vonton’ny sento
Porofo mazava ny toetra ny eto ô
Mamitaka mafy ka mahasodoka
Anio be mazava ampitso misoka
Ataoko tononkira.serasera.org veloma ny ditra mandoza
Nanaikitra mafy tahaka ny foza
Samia mba nendry vrtzeb samia mba misaina
Raha lggtrv mbola tsy maty ô hendre sombinaina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Justin RAJOROHits : 1945
Likes : 0 Like
Created by : nirinamercia
Date : 14/09/2020 19:58
